FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/13 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Niandohan’ny Halloween?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Inona Marina ny Halloween?
    Mifohaza!—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2002
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 8/13 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Septambra

“Manahoana! Miresaka vetivety amin’olona momba ny torohevitra mahasambatra ny tokantrano izahay. Araka ny hevitrao, inona no tena mahatonga ny mpivady tsy ho sambatra?” Avelao izy hamaly. Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy farany amin’ilay Tilikambo Fiambenana 1 Septambra. Iaraho midinika ny fanontaniana voalohany ary mamakia andininy iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana mba handinihana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Septambra

“Maro no mieritreritra hoe nahoana ny olona no avelan’Andriamanitra hijaly be toy izao. Efa nieritreritra toy izany koa ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Mampanantena ny Baiboly fa tsy hisy intsony ny alahelo sy ny fanaintainana amin’ny hoavy. [Vakio ny Apokalypsy 21:4.] Miresaka antony lehibe dimy mahatonga ny olona hijaly ity gazety ity. Hazavainy ato koa hoe inona no lazain’ny Baiboly momba izay hataon’Andriamanitra mba hanafoanana ny fijaliana.”

Mifohaza! Septambra

“Manao ny fanaon’ny mpivady ny olona maro rehefa mampiaraka. Mieritreritra izy ireo hoe tsy maninona raha mbola tsy tena firaisana no ataony. Ahoana ny hevitrao momba an’izany? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ity lazain’ny Baiboly ity e! [Vakio ny 1 Korintianina 6:18, ary sokafy eo amin’ny pejy 4 ilay gazety.] Hazavaina ato amin’ity lahatsoratra hoe ‘Firaisana Alohan’ny Fanambadiana’ ity ny hevitr’Andriamanitra momba an’izany, sy izay tokony hataontsika mba hampifaliana azy.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara