Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly isika nahazo tampon’isa vaovao: Nisy 27 449 ny mpitory ary 75 053 ny fampianarana Baiboly, nandritra ny volana Febroary 2013. Misaotra anareo izahay fa tena nazoto nandray anjara tamin’ny fanompoana ianareo.