Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Mey
HERINANDRON’NY 7 MEY
Hira 120 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 20 § 8-15, efajoro p. 161 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 35-38 (10 min.)
No. 1: Jeremia 36:14-26 (4 min. na latsaka)
No. 2: Virjiny Foana ve i Maria?—rs p. 335 § 2-4 (5 min.)
No. 3: Misy Vokany eo Amin’Andriamanitra ve Izay Ataon’ny Olombelona?—Mpits. 2:11-18 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
20 min: Efa Nampihatra ve Ianao? Lahateny misy fiaraha-midinika. Fintino vetivety ireto lahatsoratra ireto: “Aza Matahotra Mitory!” (km 10/11), “Aza ‘Mamely Rivotra’ ”, ary “Mitoria Amin’ny ‘Karazan’olona Rehetra’ ” (km 1/12). Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana no nampiharany ny soso-kevitra tao amin’ireo lahatsoratra ireo, ary inona ny soa noraisiny.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
Hira 14 sy Vavaka