Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Jolay
Niavaka indray ny fanompoana vita teto Madagasikara tamin’ny Jolay. Nahatratra 21 656 ny tampon’isan’ny mpitory. Maherin’ny 100 000 ny bokikely voapetraka. Mampahery koa fa nahatratra 2 740 ny tampon’isan’ny mpisava lalana maharitra. Tena ankasitrahanay ny asa mafy rehetra nataonareo.