FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g99 8/6 p. 1-2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1999
  • Lohatenikely
  • Fampiasana Ankizy Tsy Ampy Taona — Efa Tsinjo ny Farany! 3-13
  • Fitsidihana ny Helodranon’ilay Dragona avy eny Amin’ny Avo, any Vietnam 16
  • Sarobidy Ianao eo Imason’Andriamanitra! 21
Mifohaza!—1999
g99 8/6 p. 1-2

Pejy Faharoa

Fampiasana Ankizy Tsy Ampy Taona — Efa Tsinjo ny Farany! 3-13

Ankizy an-tapitrisany maro no voatery miasa ao anatin’ny tarehin-javatra faran’izay ratsy. Halozana amin’ankizy izy io ary fanaovana tsinontsinona ny hasin’ny maha olombelona. Misy fanantenana anefa ho an’ny ankizy!

Fitsidihana ny Helodranon’ilay Dragona avy eny Amin’ny Avo, any Vietnam 16

Vakio ny fitantarana momba ny dia mahatalanjona tany amin’ny iray amin’ireo toerana faran’izay mahate hizaha any Vietnam.

Sarobidy Ianao eo Imason’Andriamanitra! 21

Efa niady tamin’ny fahatsapana ho tsy misy vidiny firy ve ianao? Hitondra fampiononana lehibe ho anao ny fahafantarana ny fomba fihevitr’Andriamanitra anao.

[Sary, fonony]

Fonony: Mitatitra biriky any Amerika Atsimo

[Sary nahazoan-dalana]

FONONY: UN PHOTO 145234/Jean Pierre Laffont

[Sary, pejy 2]

Mandrary tsihy mololo any Afrika Andrefana

[Sary nahazoan-dalana]

UN PHOTO 148040/Jean Pierre Laffont

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara