FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g98 8/7 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1998
  • Lohatenikely
  • Manampy sa Manimba ny Fampiasam-panafody Tsy Anatonana Dokotera? 3-9
  • Inona no Maha Ratsy ny Filalaovana Fitia? 20
  • Ny Fizahana Vorona — Fialam-boly Mahavariana ho An’ny Rehetra Ve? 23
Mifohaza!—1998
g98 8/7 p. 2

Pejy Faharoa

Manampy sa Manimba ny Fampiasam-panafody Tsy Anatonana Dokotera? 3-9

Ny fampiasam-panafody tsy anatonana dokotera no saika ny hany karazam-pitsaboana misy, any amin’ny faritra mitokana maro eto an-tany. Misy fitsaboana maromaro azo isafidianana any amin’ny tany hafa. Inona anefa no fitandremana tokony hatao raha ny amin’ny fifidianana izay fanafody ampiasaina?

Inona no Maha Ratsy ny Filalaovana Fitia? 20

Inona no maha samy hafa ny hoe sariaka sy ny hoe te hilalao fitia? Nahoana no mampidi-doza sy mampiseho fitiavan-tena ny filalaovana fitia?

Ny Fizahana Vorona — Fialam-boly Mahavariana ho An’ny Rehetra Ve? 23

Maherin’ny 9 600 ny karazam-borona misy maneran-tany. Noho izany, dia mety hanaitaitra sy hampiana-javatra ny fizahana vorona. Natao ho anao ve izy io?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

© The Curtis Publishing Company

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara