Pejy Faharoa
Ampio ny Zanakao Hivelatra Tsara 3-11
Mba hivelarany tsara, ny ankizy dia mila rivo-piainana ara-pihetseham-po mahasoa. Ahoana no ahafahan’ny ray aman-dreny manome izany?
Sakafo ho An’ny Rehetra —Nofinofy Fotsiny Ve? 12
Moa ve ny mponina mitombo isa eto an-tany azo fahanana araka ny tokony ho izy raha maro aoka izany no noana ankehitriny?
Fomba Fiaina Tsy Mahasalama — Manao Ahoana ny Halafony? 24
Olona maro no ampidirina hopitaly noho ny aretina sy ratra azo nosorohina. Ny antony? Fomba fiaina mampidi-doza.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Dorothea Lange, FSA Collection, Library of Congress