FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/3 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1996
  • Lohatenikely
  • Tsy Fananana Asa — Misy ny Vahaolana 3-11
  • Etiopia Mahasondriana 16
  • Ilay Namako Malalako 20
Mifohaza!—1996
g96 8/3 p. 2

Pejy Faharoa

Tsy Fananana Asa — Misy ny Vahaolana 3-11

Misy olona 820 tapitrisa fara fahakeliny no tsy an’asa na manana asa tsizarizary, maneran-tany. Amin’ny fieritreretana ny fianakavian’izy ireo, azonao alaina sary an-tsaina ve ny fitebitebena sy ny fahoriana tafiditra amin’izany? Inona avy ireo antony mahatonga ny tsy fananana asa? Hisy vahaolana ve indray andro any?

Etiopia Mahasondriana 16

Fantaro ny momba ny tantaran’i Etiopia mahasondriana, ireo olona samy hafa, ireo endriky ny vohon-tany tsy fahita firy, sy ireo biby dia ao aminy.

Ilay Namako Malalako 20

Vakio ny momba ny mpinamana be amin’ny tanora iray — vehivavy iray zokiny tokony ho fitopolo taona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara