Pejy Faharoa
Iza no Azonao Itokiana? 3-10
Olona mihamaro hatrany no mahita fa sarotra ny mitoky amin’ny hafa. Nahoana? Ahoana no azontsika analavirana ny handiso toerana ny fitokiantsika?
Fihetsika Hafahafa Vokatry ny Fanerena Anaty — Mifehy ny Fiainanao ve Izany? 10
Ahoana no azo andresena an’io fihetsika tsy irina sy manakorontana io?
Mitandrema Amin’ny ‘Mason’ny Ony’! 24
Ny voain-dranomasira any Aostralia dia iray amin’ireo voay lehibe indrindra sy mampidi-doza indrindra amin’ireo karazam-boay 12 eo amin’izao tontolo izao.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
By courtesy of Australian International Public Relations