FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g90 8/4 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1990
  • Lohatenikely
  • “Ireo zavatra mila vonjy tsy voaresaka”
Mifohaza!—1990
g90 8/4 p. 2

Pejy Faharoa

“Ireo zavatra mila vonjy tsy voaresaka”

Izany no fitenenana nampiasain’i James Grant, tale mpanatanteraky ny UNICEF (Tahirin’ny Firenena mikambana ho an’ny ankizy), mba hakana sary an-tsaina ny loza nafenina iray: ny fahafatesan’ankizy an-tapitrisany maro any amin’ny tany mahantra. Tsy ny amin’ireo maty noho ny mosary atsy Afrika, izay efa natao fanta-daza aoka izany no nasiany fitenenana, fa ny amin’ireo niharan’ny loza tsy nasiana firesahana, dia ny fahafatesana vokatry ny faharatsian-tsakafo fa tsy noho ny hanoanana; vokatry ny tsy fahampian-drano fa tsy noho ny hetaheta; vokatry ny aretina fa tsy noho ny hain-tany.

Nahoana no mitohy izany loza mahatsiravina izany? Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hiarovana ny zanany? Manome fanazavana izay mety hanakorontan-tsaina koa ny Mifohaza!

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Sary WFP/FAO, nalain’i B. Imevbore

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara