FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aprily p. 5
  • 18-24 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Lohatenikely
  • HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aprily p. 5

18-24 Aprily

JOBA 28-32

  • Hira 17 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Modely ho Antsika i Joba Satria Tsy Nivadika”: (10 min.)

    • Jb 31:1: Nanao “fifanekena” tamin’ny masony i Joba (w15 15/6 16 § 13; w15 15/1 25 § 10)

    • Jb 31:13-15: Nanetry tena sy nanao ny rariny izy, sady tsara fanahy tamin’ny olona (w10 15/11 29-30 § 8-9)

    • Jb 31:16-25: Nalala-tanana tamin’ireo sahirana i Joba (w10 15/11 30 § 10-11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 32:2: Nahoana i Joba no nihevitra hoe “ny tenany no marina fa tsy Andriamanitra”? (w15 1/7 12 § 2; it “Manambara ho Marina”: “Olona manamarin-tena” § 1)

    • Jb 32:8, 9: Nahoana i Eliho no nieritreritra hoe tokony hiteny izy na dia zandry aza? (w06 15/3 16 § 1; it “Anti-panahy”: “Anti-panahy [lehilahy zokiolona] teo amin’ny Israely” § 6)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 30:24–31:14 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: g16.2 12-13: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: g16.2 12-13: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: bh 148 § 8-9 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 115

  • Tahafo Ireo Olona Tsy Nivadika (1Pe 5:9): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Harold King: Tsy Nivadika na dia Nogadraina Aza. (Jereo ny tv.jw.org/#mg, ao amin’ilay VIDEO REHETRA > FANADINADINANA SY FITANTARANA.) Fanontaniana: Inona no nataon’ny Rahalahy King tany am-pigadrana, mba hatanjaka ara-panahy foana izy? Nahoana no manampy antsika hiaritra zava-tsarotra ny mihira ny hiran’ilay Fanjakana? Mandrisika anao hanao inona ny tantaran’i Harold King?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 13 § 13-25, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 81 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara