FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aprily p. 5
  • Modely ho Antsika i Joba Satria Tsy Nivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Modely ho Antsika i Joba Satria Tsy Nivadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-18 — Joba
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • “Tsy Hanaiky Hivadika Mihitsy Aho”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Nidera ny Anaran’i Jehovah i Joba
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Joba
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aprily p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JOBA 28-32

Modely ho Antsika i Joba Satria Tsy Nivadika

Tapa-kevitra ny hitandrina ny fitsipik’i Jehovah i Joba

31:1

  • Tsy nijerijery vehivavy hafa izy, fa ny vadiny ihany no tiany

    Joba sy ny vadiny

Tsara fanahy izy sady nahay nifandray tamin’olona

31:13-15

  • Nanetry tena izy, nanao ny rariny, ary namindra fo. Tsara fanahy tamin’ny olona rehetra izy, na dia tamin’ny mahantra sy ny olona ambany aza

    Joba miresaka amin’ny lehilahy iray tanora noho izy

Nalala-tanana i Joba fa tsy tia tena

31:16-19

  • Tia nanampy olona izy, sady nanome zavatra ho an’ireo sahirana

    Joba manome voaloboka ho an’ny ankizilahikely iray
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara