Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 21 Desambra
HERINANDRON’NY 21 DESAMBRA
Hira 90 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 5 § 1-13 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 20-24 (8 min.)
No. 1: 2 Tantara 20:13-20 (3 min. na latsaka)
No. 2: Efa Masaka Hojinjaina ny Vokatra—jv p. 508 § 1–p. 513 § 1 (5 min.)
No. 3: Iza Ilay “Mpitarika Lehibe Indrindra”?—Fanazavana Teny, bi12 p. 1904; w05 15/9 p. 21-23 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”—Asa. 14:22.
5 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny.
10 min: Tahafo i Jehovah ka Miezaha ho Tia Manome. Lahateny ataon’ny anti-panahy.—w15 15/11, p. 14-15.
15 min: Malina Tahaka ny Bibilava, Nefa Tsy Manan-tsiny Tahaka ny Voromailala. (Mat. 10:16) Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny Diary 2015 (p. 73, feh. 1; p. 111-116). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona nianarany.
Hira 137 sy Vavaka