Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Novambra
HERINANDRON’NY 23 NOVAMBRA
Hira 26 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 3 § 1-13, efajoro p. 29 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 1-5 (8 min.)
No. 1: 2 Tantara 3:14–4:6 (3 min. na latsaka)
No. 2: Mpijinja Maro Kokoa—jv p. 485 § 1–p. 488 § 2 (5 min.)
No. 3: Inona avy ny Karazana Batisa?—Fanazavana Teny, bi12 p. 1901; w12 1/4 p. 16 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Izaho Namboly, i Apolosy Nanondraka, fa Andriamanitra Kosa no Tsy Nitsahatra Nampitombo.”—(1 Kor. 3:6)
10 min: “Manomàna Tsara Raha Te Hahay Hampianatra Ianao.” Lahateny.
10 min: Ho Mora Aminao ny Hamboly ny Voan’ny Fahamarinana Rehefa Tsara ny Fitondran-tenanao. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2015 (p. 49, feh. 3–p. 52, feh. 1; p. 140, feh. 3–p. 141, feh. 3). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Ampiasao Tsara Ireo Zavatra Mampiavaka ny Boky Ampianarina.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Asio fampisehoana fohy iray.
Hira 123 sy Vavaka