Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Aogositra
HERINANDRON’NY 24 AOGOSITRA
Hira 21 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 29 § 11-15 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Mpanjaka 5-8 (8 min.)
No. 1: 2 Mpanjaka 6:20-31 (3 min. na latsaka)
No. 2: Inona avy no Resahin’ireo Boky ao Amin’ny Soratra Hebreo?—igw p. 30 (5 min.)
No. 3: Mpitory Nazoto Nampiely ny Fahamarinana Ara-baiboly—jv p. 427 § 3–p. 432 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho An’ny Volana: “Izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”—Jos. 24:15.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
15 min: Ahoana no Azonao Anatsarana ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakavianareo? Lahateny misy fiaraha-midinika (km 1/11 p. 6). Resaho ireo lahatsoratra hoe “Azo Atao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana”, ao amin’ny jw.org. (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Tokony hanendry rahalahy iray ny fiangonana mba haka an’ireo ao amin’ny Internet, sy hizara an’izany amin’ny mpitory. Hazavao fa tokony hatao mifanaraka amin’izay ilain’ny fianakaviana ny fotoam-pivavahana, sady hahatonga ny rehetra hatoky kokoa an’i Jehovah sy ny fampanantenany.
Hira 130 sy Vavaka