Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 5 Janoary
HERINANDRON’NY 5 JANOARY 2015
Hira 113 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 18 § 9-19 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 16-20 (8 min.)
No. 1: Josoa 17:11-18 (3 min. na latsaka)
No. 2: Iza moa Andriamanitra?—igw p. 2 § 1-3 (5 min.)
No. 3: Manatanjaka ny Fiangonana ny Mpiandraikitra Mpitety Faritany—jv p. 221 § 3–p. 228 § 1 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Zarao ny “zavatra tsara” avy amin’ny tahiry tsara nomena antsika.—Mat. 12:35a.
30 min: “Hira Vaovao!” Lahateny misy fiaraha-midinika. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 6, dia alefaso ny feon’ilay hira hoe “Efa Mitondra Ilay Fanjakana.” Asao hitsangana avy eo ny mpanatrika ary hanao an’ilay hira vaovao. Azo hiraina indroa ilay hira mba ho afaka hianatra azy tsara ny mpanatrika.
Hira vaovao: “Efa Mitondra Ilay Fanjakana”, sy Vavaka