Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 1 Desambra
HERINANDRON’NY 1 DESAMBRA
Hira 48 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 16 § 18-22, efajoro p. 167 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 32-34 (10 min.)
No. 1: Deoteronomia 32:22-35 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Misy Fanahy Miala Amin’ny Vatana Aorian’ny Fahafatesana—rs p. 436 § 1–p. 438 § 4 (5 min.)
No. 3: Fanaon’izao Tontolo Izao Mety Hitarika ny Kristianina Hivadika Amin’i Jehovah—jv p. 196 § 1–p. 201 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Desambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana ireo fomba fitory modely telo eto amin’ity pejy ity. Isaky ny vita ny fampisehoana iray, dia anontanio ny mpanatrika hoe nahoana no mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo ilay foto-kevitra.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Haneho Fiahiana.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 119 sy Vavaka