FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/14 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 11/14 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra sy Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny iray amin’ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?, ary Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Janoary sy Febroary: Vaovao Tsara Natao ho Anao! na ny bokikely: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana (ho an’ny Silamo), Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (mety hahaliana an’ireo te hanaporofo hoe diso ny evolisiona), Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.

◼ Ho an’ny fiangonana mampiasa latabatra fampirantiana sy fitoerana boky azo afindrafindra, mba hitoriana eny amin’ny toerana be olona: Ampirisihina ianareo mba handinika an’ilay hoe “Fomba Vaovao Hitoriana eny Amin’ny Toerana Be Olona”, amin’ny fivoriana alohan’ny fanompoana mahazatra na amin’ny fivoriana alohan’ny fanompoana ataon’izay hitory eny amin’ny toerana be olona.

◼ Zavatra vaovao misy:

Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly? (T-30); Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy? (T-31); Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana? (T-32); Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao? (T-33); Mbola ho Velona Indray ve ny Maty? (T-35); Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? (T-34) betsimisaraka atsimo, betsimisaraka avaratra

‘Mandehana, Ataovy Mpianatra ny Olona, ka Ataovy Batisa’ (ds) tankarana, vezo

Mihainoa An’Andriamanitra (ld); Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao (ll) betsimisaraka atsimo, betsimisaraka avaratra

“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”—MP3 (mplv) malagasy

Tahafo ny Finoan’izy Ireo—MP3 (mpia) malagasy

Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? (kt) tandroy, tankarana, vezo

‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’ —MP3 (mpbt) malagasy

Vaovao Tsara Natao ho Anao! (fg) betsimisaraka atsimo, betsimisaraka avaratra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara