Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny taratasy mivalona: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana. Janoary sy Febroary: Vaovao Tsara Natao ho Anao! na ny bokikely: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana (ho an’ny Silamo), Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (hanaporofoana hoe diso ny evolisiona), Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika. Martsa: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!
◼ Hatao ny zoma 3 Aprily 2015 ny Fahatsiarovana amin’ny 2015.
◼ Zavatra vaovao misy:
Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly? (T-30) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo
Ahoana no Hahasambatra Anao? (hl) anglisy, frantsay
Andao Hianatra Baiboly! (mb) anglisy, frantsay
Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy? (T-31) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo
Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana? (T-32) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo
Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao? (T-33) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo
Nody Ilay Zanaka Adala—DVD (dvpro) anglisy, frantsay, malagasy
Tahafo ny Finoan’izy Ireo (ia) anglisy, frantsay
Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? (T-34) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo