Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Aprily
HERINANDRON’NY 15 APRILY
Hira 6 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 8 § 1-7 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Lioka 13-17 (10 min.)
No. 1: Lioka 16:16-31 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Misy Dikany Amin’Andriamanitra ve Isika Satria Tsy Lavorary?—Sal. 103:8, 9, 14; Gal. 6:9 (5 min.)
No. 3: Zanak’Andriamanitra ve ny Olona Rehetra?—rs p. 233 § 2–p. 234 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika.
10 min: Fomba Anitarana ny Fanompoana, Fizarana Faharoa. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 112, feh. 3–p. 114, feh. 1). Manadinadìna mpisava lalana iray na roa ary anontanio izay fanitsiana nataony mba hanaovana mpisava lalana.
10 min: Mitory any Am-piasana ve Ianao? Lahateny misy fiaraha-midinika, hamaliana an’ireto fanontaniana ireto: 1) Nahoana no tsara ampahafantarina ny mpiara-miasa aminao hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao? 2) Ahoana no hanaovanao izany? 3) Inona no zava-mitranga any am-piasana ka azo hararaotina hitoriana? 4) Nahoana no tsara asiana Baiboly sy boky aman-gazety foana any am-piasana, raha mety? 5) Nahoana isika no tsy tokony hitory ela be mandritra ny fotoana iasana? 6) Tantarao ny zavatra nahafinaritra anao tamin’ianao nitory tany am-piasana.
Hira 45 sy Vavaka