Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Aprily
HERINANDRON’NY 30 APRILY
Hira 125 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 20 § 1-7, efajoro p. 156 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 32-34 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Asio fampisehoana: Fomba hanombohana fampianarana Baiboly ny asabotsy voalohany amin’ny volana Mey, ampiasana an’ilay fomba fitory modely eo amin’ny pejy 8.
10 min: Fomba Hamaliana Fanoherana Momba ny Fivavahana. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra (p. 258 § 5–p. 261 § 2). Ataovy fampisehoana fohy ny iray na roa amin’ireo soso-kevitra omena.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Asan’ny Apostoly 4:1-13, 18-20. Diniho avy eo ny fomba azo ampiharana an’ireo andinin-teny ireo eo amin’ny fanompoana.
5 min: “Vola Madinika Roa Kely Vidy.” Lahateny.
Hira 126 sy Vavaka