Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 26 Desambra
HERINANDRON’NY 26 DESAMBRA
Hira 123 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 14 § 11-20 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 17-23 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Iaraho midinika ilay lahatsoratra hoe “Ankafizo ny Hiran’ilay Fanjakana.”
15 min: Ahoana no Hampiasana ny Boky Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina? Lahateny miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra, pejy 7-8. Hazavao hoe inona avy no mampiavaka an’io boky io, ary ahoana no hampiasana izany. Asio fampisehoana iray na roa.
15 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Asan’ny Apostoly 10:1-35. Diniho avy eo hoe ahoana no hampiharana an’io fitantarana io eo amin’ny fanompoana.
Hira 63 sy Vavaka