Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 19 Desambra
HERINANDRON’NY 19 DESAMBRA
Hira 125 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 14 § 6-10, efajoro p. 110 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 11-16 (10 min.)
No. 1: Isaia 13:1-16 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Finoana no Andehanantsika, fa Tsy ny Hitan’ny Maso?—2 Kor. 5:7 (5 min.)
No. 3: Raha Misy Milaza hoe: “Tsy Ratsy Kokoa ny Fiainana Ankehitriny, fa efa Nisy Foana ny Ady, Mosary, Horohoron-tany, Heloka Bevava”—rs p. 72 § 5–p. 73 § 2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Janoary, ary asio fampisehoana iray.
15 min: Mitoria na dia Amin’ny Fotoan-tsarotra Aza. (2 Tim. 4:2) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2011 (p. 121, feh. 1–p. 123, feh. 1; p. 226). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana.
Hira 92 sy Vavaka