Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 4 Janoary
HERINANDRON’NY 4 JANOARY 2010
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 16-20
No. 1: Josoa 17:1-10
No. 2: Inona no ho Anjara Asan’ireo ho any An-danitra? (rs p. 328 § 1-5)
No. 3: Nahoana no Tsy Ankasitrahan’Andriamanitra ny Olona ‘Miroa Saina’? (1 Mpanj. 18:21)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mampiasà Fanontaniana mba Hanohinana ny Fon’ny Mpianatrao. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 238 § 6–p. 239 § 4).
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Miomàna mba Hanolotra ny Tilikambo sy Mifohaza! Asio fampisehoana: Mpiandraikitra ny mpitory mampiseho amin’ny mpitory tanora iray izay lahatsoratra eritreretiny hampiasaina, sy ny fanontaniana ary ny andinin-teny hovakiny. Hazavainy hoe nahoana no ireo no nofidiny. Efa nifidy lahatsoratra iray koa ilay mpitory tanora, nefa mangataka fanampiana ihany. Miara-mitady fanontaniana sy andinin-teny àry izy ireo.