Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 26 Oktobra
HERINANDRON’NY 26 OKTOBRA
□ Fianarana Baiboly:
lv fanazavana fanampiny p. 219-221
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 11-13
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Fanombohana Fampianarana Baiboly. Lahateny misy fiaraha-midinika. Nisy mpitory afaka nanomboka fampianarana Baiboly tamin’ilay andro manokana hanasana olona hianatra Baiboly. Ampiomany ny sasany amin’izy ireo mba hitantara ny momba izany. Lazao ny andro manaraka hanasana ny olona hianatra Baiboly. Asio fampisehoana iray na roa mahakasika ny fomba hanaovana izany.
10 min: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Lahateny misy fiaraha-midinika. Anontanio ny mpanatrika hoe inona no toko hitany fa tena mandaitra eny amin’ny faritany. Inona no fanontaniana na sary na andinin-teny ampiasainy rehefa manolotra an’ilay boky izy? Asio fampisehoana iray.
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika. Vakio sy iaraho midinika ireo andinin-teny.