Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 31 Aogositra
HERINANDRON’NY 31 AOGOSITRA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 9 § 13-21, efajoro p. 104
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nomery 17-21
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo 1 Septambra sy ny Mifohaza! Septambra. Resaho fohifohy ny zavatra raketin’ireo gazety. Anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny kasainy hampiasaina rehefa hanolotra gazety. Asio fampisehoana iray na roa.
20 min: “Fivoriana Alohan’ny Fanompoana.” Fanontaniana sy valiny.