FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/09 p. 5
  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Lohatenikely
  • Martsa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 8/09 p. 5

Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Martsa

Tena tsara ny vokatra azon’ny vahoakan’i Jehovah teto Madagasikara tamin’ny Martsa. Nahatratra 21 016 ny isan’ny mpitory, ary 2 674 ny mpisava lalana maharitra. Tampon’isa vaovao ireo. Tena mampahery koa fa nahatratra 58 833 ny isan’ireo nianatra Baiboly. Nihoatra 4 000 mahery izany raha oharina amin’ny tampon’isa farany. Ankasitrahana ny asa mafy nataonareo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara