Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Desambra
Faly isika nahazo an’ireto tampon’isa vaovao ireto tamin’ny Desambra: Nahatratra 20 357 ny mpitory ary nisy 421 329 ny gazety voapetraka. Nisy 87 koa ny natao batisa.
Mankasitraka ny ezaka mafy nataonareo.