Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 20 Aprily
HERINANDRON’NY 20 APRILY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 15-18
No. 1: Eksodosy 15:1-19
No. 2: Inona no Dikan’ny hoe Miala Amin’ny Fivavahan-diso?
No. 3: Ohatra Momba ny Hatsaram-panahy (lr toko 15)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Porofo fa avy Amin’Andriamanitra ny Baiboly. Fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fanjohian-kevitra, pejy 79-83.
10 min: “Mampiasà Taratasy Mivalona.” Ampirisiho ny mpitory ho vonona foana hametraka taratasy mivalona rehefa afaka. Ataovy fampisehoana ny hevitra eo amin’ny teboka 1 sy 7.
10 min: “Ampianaro ny Tsy Mahay Mamaky Teny Tsara.” Rehefa eo amin’ny fehintsoratra faha-3, dia asio fampisehoana fohy: Mpisava lalana mampiasa tsara sary iray ao amin’ilay boky fianarana.