Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Novambra
Faly isika fa nahazo an’ireto tampon’isa vaovao ireto tamin’ny Novambra: Nahatratra 20 273 ny mpitory ary 2 651 ny mpisava lalana maharitra. Nisy 121 koa ny natao batisa.
Misaotra noho ny asa mafy nataonareo.