FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/05 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 10/05 p. 7

Fampandrenesana

◼Oktobra: Atolory miaraka Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Mametraha bokikely Takina, raha liana ilay olona. Novambra: Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Bokikely Takina na Lalana na ny taratasy mivalona Tianao ve ny Hahafantatra Tsara ny Baiboly?, no atolotra ho an’ireo tsy manan-janaka. Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Azo atolotra koa Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly. Janoary: Ny Fanambarana—Akaiky ny Fiafarany Malaza! Ny bokikely Miambena Hatrany! atolotra, raha tsy raisina ilay boky.

◼ Tena tsara hanaovana ny asan’ny mpisava lalana mpanampy ny volana Oktobra, satria misy faran’ny herinandro dimy.

◼ “Fandaharana Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana 2006” ny takelaka fanampiny amin’ity Fanompoantsika Ilay Fanjakana ity. Tokony hotahirizina tsara izy io, mba hampiasaina mandritra ny taona 2006.

◼ Hianatra ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? isika mandritra ny Fianarana Boky, manomboka amin’ny herinandron’ny 17 Aprily 2006. Tokony hanana tahiry ampy tsara amin’io boky io, amin’ny sora-baventy sy tsotra, ny fiangonana amin’io fotoana io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara