FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 15/3 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Lohatenikely
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 15/3 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Martsa, 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’​NY:

21-27 Aprily 2008

Mandefera, Mahaiza Mandanjalanja

PEJY 3

HIRA: 8, 177

28 Aprily 2008–4 Mey 2008

Afaka ny ho Sambatra Am-panambadiana Ianao

PEJY 7

HIRA 117, 89

5-11 Mey 2008

Mihaino ny Fitarainantsika i Jehovah

PEJY 12

HIRA: 58, 135

12-18 Mey 2008

“Iza Aminareo no Hendry sy Mahira-tsaina?”

PEJY 21

HIRA: 106, 51

19-25 Mey 2008

Tahafo ny Fiheveran’​i Jehovah ny Olona

PEJY 25

HIRA: 127, 213

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Maro no mihevitra fa tsy ilaina ny mandefitra. Tokony hiezaka handefitra anefa ny Kristianina. Inona avy no antony mahatsara an’izany? Inona no hanampy anao handefitra amin’ny vadinao?

Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 12-16

Nahoana isika no afaka matoky fa mihaino sy manampy antsika i Jehovah, rehefa mitaraina aminy isika? Mamaly izany io lahatsoratra io. Haseho ao koa hoe ahoana no ahazoantsika hery hiaretana fitsapana.

Lahatsoratra Fianarana 4, 5 PEJY 21-29

Hanampy antsika hifantoka amin’ny toetra tsaran’ny olona ireo lahatsoratra ireo, fa tsy hitsaratsara azy. Ho hitantsika koa hoe olona manao ahoana no lazaina hoe tena hendry.

HO HITANAO ATO KOA:

Mitory ny Vaovao Tsara any An-tendrombohitra Andes

PEJY 16

Nifanao Fotoana

PEJY 19

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Lioka

PEJY 30

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara