FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w90 1/1 p. 32
  • “Hifidy an-tsitrapo ny Réveillez-vous! aho”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Hifidy an-tsitrapo ny Réveillez-vous! aho”
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
w90 1/1 p. 32

“Hifidy an-tsitrapo ny Réveillez-vous! aho”

Izany no nosoratan’i Frank Senge tao amin’ny Post-Courier, gazety iray any Papouasie-Nouvelle-Guinée. Tao amin’ny tantara voalahatra mivoaka isan-kerinandro nosoratany tamin’ny 19 jolay 1988, dia nanazava toy izao izy:

“Ny pejy misy ny fotopotony amin’ilay gazety [Réveillez-vous!] dia manazava fa ‘miantefa amin’ny tsirairay avy amin’ny mpianakavy’ izy io.

“‘Asehony ny fomba hiatrehana ireo zava-manahirana amin’izao androntsika izao’, hoy koa ny vakina ao.

‘Ary marina izany. Mifanohitra amin’ny filazam-baovao na gazety ara-pivavahana maro hafa, Réveillez-vous! dia manazava an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fahasahiranana maneran-tany mamely antsika avy amin’ny lafiny rehetra. (. . .)

“Mety hoheverina ho fampielezan-kevitra ara-pivavahana ny teniko (tsy [Vavolombelona] aho), kanefa raha tsy maintsy manondro ny tsara indrindra amin’ireo gazety atonta ho an’ny fianakaviana isika, dia hifidy an-tsitrapo ny Réveillez-vous! aho.”

Heverinay fa hankamamy ny Réveillez-vous! koa ianareo. Ny nomerao tsirairay avy dia 11 250 000 ny indray mivoaka amin’ny antsalany, amin’ny fiteny 54.

Aza fady mba anaovy famandrihana herintaona amin’ny Réveillez-vous! aho. Arotsako ny fandraisana anjara an-tsitrapo 13000 FMG mba handraisana nomerao 24 amin’io gazety io amin’ny fiaramanidina (2 isam-bolana).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara