FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w87 1/4 p. 32
  • Ohatra mamporisika tsy hivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ohatra mamporisika tsy hivadika
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
w87 1/4 p. 32

Ohatra mamporisika tsy hivadika

Mitambesatra aminao ve ireo adidinao andavanandro? Manaisotra aminao ny fifaliana ve izany ary mampanary toky anao ny amin’ny ho avy? Mety hitranga izany. Misy fanafodiny àry ve? Nanoratra toy izao ny vehivavy Amerikana iray:

“Ketraka aho satria nampanahirana ny saiko tamin’ny zavatra madinika be dia be. Rehefa avy namaky ny Annuaire aho, dia nahatsiaro tena ho meloka. Ireny lehilahy sy vehivavy kristiana rehetra ireny dia nandia fitsapana be dia be ary tsy nivadika hatrany. Nanampy ahy be dia be ny ohatra nomen’izy ireny. Misaotra indray.”

Azo ampiasaina izao ny Annuaire des Témoins de Jéhovah 1987. Izy io dia mirakitra fitantarana mampangorakoraka maro nataon’olona kristiana izay tsy nivadika hatrany tamin’Andriamanitra — tany Soisa, tany Liechtenstein, tany Trinite, tany Tobago, tany Porto Rico, tany amin’ny nosy Vierges, ary tany amin’ny tany hafa eo amin’izao tontolo izao. Aza manadino ny mamaky azy io. Manafara anankiray dieny izao.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ny Annuaire des Témoins de Jéhovah 1987.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara