FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w83 15/2 p. 3
  • Ny ho avinao—Tsy manana ahiahy ve ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny ho avinao—Tsy manana ahiahy ve ianao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Mitovitovy Aminy
  • Azonao atao ve ny hanana toky?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Iza no Mampiasa Zava-mahadomelina?
    Mifohaza!—2001
  • Mampiditra anao ao amin’ny tena fiadanana ve ny zava-mahadomelina?
    Ny Fahatanoranao—Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany
  • Fanamaivanana inona no mety ho hita ankehitriny?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
w83 15/2 p. 3

Ny ho avinao—Tsy manana ahiahy ve ianao?

Na matoky tena tsotra izao ianao na be ahiahy, dia asainay hamaly ireto fanontaniana manaraka ireto mba handinihanao tena indrindra. Na dia tsy mahakasika ny faritra misy anao aza amin’izao fotoana izao ireo zava-manahirana sasany resahinay eto dia ho tsapanao kosa fa misy amin’izy ireo no mahazo izao tontolo izao.

ENY TSIA

1. TSY MANAN ASA VE IANAO NA MATAHOTRA

NY HAMOY NY ASANAO? ___ ___

2. KELY LAVITRA NOHO NY TAMIN’NY FOLO TAONA LASA

VE NO AZON’NY VOLANAO VIDINA? ___ ___

3. FANAOVANA VY VERY NY AINA VE NY MITSANGANTSANGANA IRERY AMIN’NY ALINA?

AO AMIN’NY FARITANY MISY ANAO? ___ ___

4. MIPETRAKA AMIN’NY TRANO

FARAIDINY VE IANAO? ___ ___

5. SAROTRA AMINAO VE NY MITADY SAKAFO AMPY

ISAN’ANDRO? ___ ___

6. MISY FIFANDIRANA MATETIKA VE

AO AMINAREO? ___ ___

7. MANAHY NY AMIN’NY

HO AVIN’NY ZANAKAO VE IANAO? ___ ___

8. RERA-TSAINA VE IANAO SA KIVY NOHO NY

ZAVA-MANAHIRANA ANAO MANOKANA? ___ ___

9. ANDEVOZIN’NY ZAVATRA MAHANKONA VE IANAO?

(paraky na sigara, alkaola, zavatra mahadomelina)? ___ ___

10. HEVERINAO VE FA TSY AZO SOROHINA

NY ADY VAOVAO IRAISAM-PIRENENA? ___ ___

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara