FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w83 15/1 p. 32
  • Boky fanoroana ho an’ny tanora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Boky fanoroana ho an’ny tanora
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
w83 15/1 p. 32

Boky fanoroana ho an’ny tanora

Votre Jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti

Tao anatin’ireo enin-taona farany, dia valo ambin’ny folo tapitrisa mahery no voazara tamin’ilay boky hoe Votre Jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti. Ireo fanamarihana manaraka, nataon’ny mpamaky iray, dia hahatonga anao ho afaka hahatakatra hoe nahoana io boky io no nahitana fahombiazana lehibe toy izany: “Fantatsika rehefa fa ny tanora dia tsy maintsy misetra fakam-panahy maro sy manao fanapahan-kevitra sarotra. Matetika ny ray aman-dreny no tsy mahafantatra loatra izay tokony hatao sy ny hoe aiza no hahitana torohevitra. Vao avy namaky indrindra an’ilay boky hoe Votre Jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti, natontan’ny Vavolombelon’i Jehovah, aho. Mirakitra torohevitra tsara dia tsara ho an’ny olona avy amin’ny fivavahana rehetra izy io. (...) Tsy mifanara-kevitra amin’izay rehetra lazain’ny Vavolombelon’i Jehovah aho, nefa heveriko fa raha manan-javatra tsara hatolotra izy ireny dia fahendrena ny manararaotra izany.”

Mba hahafantarana hoe amin’ny fomba ahoana no mety hahazoanao an’ireo boky fanoroana sarobidy io, dia avereno amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila famaliana eto ambany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara