FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w65 1/11 p. 304
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
  • Lohatenikely
  • FIVORIAMBEN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH ETO MADAGASIKARA — TAONA 1965
  • FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
w65 1/11 p. 304

Fampandrenesana

FIVORIAMBEN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH ETO MADAGASIKARA — TAONA 1965

Hatao eto Antananarivo manomboka ny alakamisy 23 ka hatramin’ny alahady 26 Desambra ho avy izao, ny fivoriamben’ny vavolombelon’i Jehovah. Ao amin’ny efitranon’ny “MANJAKA HOTELY”, Làlana Dussol ao Behoririka, no hanaovana izany. Hanomboka ny alakamisy amin’ny tolak’andro ny fandaharam-potoana.

Ho tonga hanatrika izany ny vavolombelon’i Jehovah eran’ny nosy. Koa dia manasa anao sy ny fianakavianao amim-pitiavana tokoa izahay, ho tonga hanatrika izany. Tsy misy rakitra na vidim-pidirana, ka noho izany dia azon’ny be sy ny maro hatrehana ny fandaharam-potoana rehetra.

Momba ny fanazavana fanampiny tianao ho fantatra, dia aza misalasala manoratra amin’ny:

“FIKAMBANAN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH”

21, Avenue Dalmond Andravoahangy Tananarive

FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”

12 Desambra: Ireo maty izay hitsangana. Pejy 277.

19 Desambra: Fizarana faharoa. Pejy 285.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara