FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 9/10 p. 21-31
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
  • Mifohaza!—2010
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Nety ve ny Nataony?
  • FANTATRAO TSARA VE NY APOSTOLY JAONA?
  • HO AN’NY ANKIZY
  • ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2010
g 9/10 p. 21-31

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Nety ve ny Nataony?

Vakio ny Marka 12:41-44. Jereo amin’izay ilay sary, ary soraty eo ambany ny valin-teninao.

1. Taiza no nisy ny vata fandatsaham-bola?

Vakio ny Marka 12:35; 13:1.

․․․․․

2. Kely ny fanomezan’ilay vehivavy mpitondratena. Nahoana anefa izany no nampiaiky an’i Jesosy?

Vakio ny Marka 12:28-30.

․․․․․

3. Nahoana isika no matoky fa tsy nijaly ilay mpitondratena, na dia nanome “ny fivelomany rehetra” aza?

Vakio ny Matio 6:25, 31-33.

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nety ve ny nataon’ilay vehivavy mpitondratena? Nahoana? Inona no ho vokany raha zatra manome isika?

Vakio ny Lioka 6:38; Asan’ny Apostoly 20:35.

FANTATRAO TSARA VE NY APOSTOLY JAONA?

4. Nahita fianarana sy nahay nandaha-teny ve i Jaona, raha ny fahitan’ny mpitondra fivavahana azy?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 4:13.

․․․․․

5. Inona no andraikitra miavaka nomena an’i Jaona?

Vakio ny Apokalypsy 1:1-3.

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Firy ny boky ao amin’ny Baiboly nosoratan’i Jaona? Ahoana no anahafanao azy?

HO AN’NY ANKIZY

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 9 Ny manao inona no mahasambatra kokoa? Asan’ny Apostoly 20:․․․

PEJY 9 Inona no hamantarana ny mpianatr’i Jesosy? Jaona 13:․․․

PEJY 21 Afaka manao inona ny fiadanan’Andriamanitra? Filipianina 4:․․․

PEJY 22 Akaikin’iza i Jehovah? Salamo 34:․․․

● Valiny, pejy 21

VALIN’NY PEJY 31

1. Tao amin’ny tempoly.

2. Izay rehetra azony nomena no nomeny an’Andriamanitra.

3. Mampanantena hikarakara antsika Andriamanitra raha ataontsika loha laharana izy.

4. Tsia. Noheverin’izy ireo ho tsy dia nahita fianarana i Jaona sady olon-tsotra.

5. Nahazo herin’ny fanahy masina izy ka nanoratra ampahany amin’ny Baiboly, anisan’izany ny Apokalypsy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara