FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 6/08 p. 29-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2008
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 6/08 p. 29-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Genesisy 19:15-17, 23-26. Jereo amin’izay ilay sary. Inona avy no tsy eo? Soraty eto ambany ny valin-teninao, ary fenoy izay sary tsy ampy.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

ARAHA-MIDINIKA:

Inona no nitranga tamin’ny vadin’i Lota, ary nahoana? Inona no lesona noraisinao avy tamin’io tantara io?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 6 Tokony ho mailaka hanao inona ny ray aman-dreny? Jakoba 1:․․․

PEJY 7 Inona no hataon’ny zaza aranana? Ohabolana 29:․․․

PEJY 10 Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny olona tia herisetra? Salamo 11:․․․

PEJY 20 Afaka matoky isika fa lehibe noho ny inona Andriamanitra? 1 Jaona 3:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eto ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․

Iray tamin’ireo zazalahy kambana naterak’i Tamara aho. I Joda no raiko, ary tsy nasiana kofehy mena ny tanako.

Vakio ny Genesisy 38:24-30.

5. ․․․․․

Mpivaro-tena tao amin’ny tanànan’i Jeriko ny vadiko, taloha.

Vakio ny Josoa 2:1; Matio 1:5.

6. ․․․․․

Vehivavy moabita maty vady no lasa vadiko.

Vakio ny Rota 4:9, 10.

◼ Valiny, pejy 29

VALIN’NY PEJY 31

1. Vadin’i Lota.

2. Zanak’i Lota vavimatoa.

3. Zanak’i Lota vaviaivo.

4. Fareza.—Lioka 3:33.

5. Salmona.—Lioka 3:32.

6. Boaza.—Lioka 3:32.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara