FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 7/08 p. 22-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2008
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Dikan’ilay Nofy?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 7/08 p. 22-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Dikan’ilay Nofy?

Vakio ny Daniela 2:25-45, ary valio ny fanontaniana eto ambany.

1. Inona avy ireo metaly efatra nanaovana an’ilay sary?

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

2. Inona no asehon’ny metaly tsirairay?

․․․․․

3. Naninona ilay sary?

․․․․․

4. Inona no nisolo an’ilay sary, ary haharitra hafiriana izy io?

․․․․․

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Rehefa dinihina ilay tantara, nahoana isika no afaka milaza fa lehilahy nanetry tena i Daniela? Nahoana koa ianao no tokony hanetry tena raha manan-talenta na mahay tsara ny asanao?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 7 Tokony ho mailaka hanao inona ny mpivady? Jakoba 1:․․․

PEJY 9 Inona no tokony hasian’ny mpivady fiheverana? Filipianina 2:․․․

PEJY 11 Inona avy no asain’Andriamanitra halavirin’ny mpanompony? Deoteronomia 18:․․․

PEJY 21 Inona no vokany raha lasa mpankatò ny teny ny tanora fa tsy mpihaino fotsiny? Jakoba 1:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

5. ․․․․․

Mpanjaka faharoa teo amin’ny Israely ny zafikeliko lahy.

Vakio ny 1 Samoela 16:13, 14 sy ny 1 Tantara 2:12-15.

6. ․․․․․

Naminany i Isaia fa “hitsangana ho fanevan’ny firenena” ny iray amin’ny taranako.

Vakio ny Isaia 11:10.

7. ․․․․․

Mpanamboatra zavamaneno aho.

Vakio ny 2 Tantara 7:6.

◼ Valiny, pejy 22

VALIN’NY PEJY 31

1. Volamena, volafotsy, varahina, vy.

2. Fanjakana efatra.

3. Notorotoroina.

4. Fanjakan’Andriamanitra. Haharitra mandrakizay.

5. Obeda.—Lioka 3:31, 32.

6. Jese.—Lioka 3:32.

7. Davida.—Lioka 3:31.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara