Pejy Faharoa
Inona no ho Vita Raha Tsy eo ny Mpampianatra? 3-13
Mety ho maro kokoa noho ny mpiasa hafa rehetra maneran-tany ny mpampianatra. Tokony hankasitraka azy ireo isika rehetra. Inona avy anefa no sorona sy olana ary fifaliana vokatry ny fampianarana?
Salama sy Finaritra eny Ambony Kodiaran-droa 18
Olona an-tapitrisa no mitaingina bisikileta isan’andro, rehefa handeha hiasa sy noho ny fahafinaretana. Bisikileta manao ahoana no mety aminao?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 3]
FONONY: UNITED NATIONS/RAY WITLIN