Pejy Faharoa
Ny Taonjato Faha-20 — Fotoam-piovana Tena Lehibe 3-12
Nisy fiovana maro nanaitra mafy nitranga nandritra ny taonjato faha-20. Nodian’ny ankamaroan’olona tsy hita anefa ny iray amin’ireo fiovana lehibe indrindra tamin’izy rehetra. Inona moa izany?
Mpihira Roa Mampiara-peo Mahafinaritra 16
Vakio ny momba ny vorona miara-mihira amim-pirindrana mahafinaritra.
Fiainana Feno Heloka Bevava Fahiny — Fiainana Feno Fanantenana Ankehitriny 18
Inona no nahatonga fiovana lehibe toy izany teo amin’ny fiainan’ny lehilahy iray?