Pejy Faharoa
Inona no Fanantenan’ny Tanora Amin’izao Andro Izao? 3-10
Nahoana no misy tanora maro maty aloha be? Ary nahoana no famonoan-tena matetika no mahafaty azy ireny? Misy vahaolana ho an’io loza io ve?
Fandidiana Tsy Ampiasana Ra — Manjary Ekena fa Misy Mahatsara Azy 16
Saika any amin’ny tany rehetra no ahitana dokotera mampirisika hanao fandidiana tsy ampiasana ra. Fantaro ny antony.
Tokony Homen-tsiny ve i Satana Noho ny Fahotantsika? 18
I Satana ve no tokony homen-tsiny noho ny fahotantsika? Toy inona ny andraikitry ny tenantsika manokana ny amin’izay nataontsika?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Erich Lessing/Art Resource, NY