FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g98 8/2 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1998
  • Lohatenikely
  • Rehefa Mandao ny Tokantrano ny Zanaka 3-12
  • Ny Fomba Iatrehako ny Fiakanakanam-piteny 13
  • Ny Troubadours — Tsy Mpihira Hiram-pitiavana Fotsiny 22
Mifohaza!—1998
g98 8/2 p. 2

Pejy Faharoa

Rehefa Mandao ny Tokantrano ny Zanaka 3-12

Handao ny tokantrano ny ankamaroan’ny zanaka, na ho ela na ho haingana. Ahoana no azon’ny ray aman-dreny anomanana ny zanany ho amin’ilay andro handehanan’izy ireny, ka tsy hiankin-doha amin’ny hafa intsony? Ary rehefa nanao io dingana io ny zanaka, ahoana no azon’ny ray aman-dreny iatrehana ny tsy maha-eo azy ireny intsony?

Ny Fomba Iatrehako ny Fiakanakanam-piteny 13

Mitantara ireo zava-tsarotra natrehiny hatramin’ny fahazazany ny lehilahy iray miakanakam-piteny.

Ny Troubadours — Tsy Mpihira Hiram-pitiavana Fotsiny 22

Iza moa izy ireo? Inona no anjara asan’izy ireo?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Bibliothèque Nationale, Paris

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara