Pejy Faharoa
Fitadiavana Fialam-boly Mahasoa 3-10
Heniky ny herisetra sy ny momba ny maha-lahy sy ny maha-vavy ny ankamaroan’ny fialam-boly amin’izao andro izao. Eo am-pitadiavana zavatra tsara kokoa ve ianao? Aiza no ahafahanao mahita fialam-boly mahasoa?
Nahoana no Mifehy ny Fahatezeranao? 18
Toy ny fipoahan’ny volkano iray, dia mety hanimba anao sy ny hafa koa ny fahatezerana tsy voafehy.
Singapour — Vatosoan’i Azia Novasohina 21
Mifanaraka amin’ny hatsaran-tarehin’i Singapour ve ny tantarany momba ny zon’olombelona?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Saul Attempts the Life of David/The Doré Bible Illustrations/Dover Publications, Inc.