FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g97 8/4 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1997
  • Lohatenikely
  • Zaridaina Iray Haneran-tany — Nofy sa Tena Hisy? 3-10
  • Fanararaotana Vetaveta Atao Amin’Ankizy — Olana Maneran-tany 11
  • Azo Avotana ve ny Fanambadiana Rehefa Nisy Fanitsakitsaham-bady? 23
Mifohaza!—1997
g97 8/4 p. 2

Pejy Faharoa

Zaridaina Iray Haneran-tany — Nofy sa Tena Hisy? 3-10

Tia zaridaina milamina misy voninkazo, zavamaniry, sakelidrano, sy farihy, ny olona. Vakio ny fomba hahatongavan’ny tany manontolo ho zaridaina kanto iray.

Fanararaotana Vetaveta Atao Amin’Ankizy — Olana Maneran-tany 11

Antsoina hoe “ny karazana heloka bevava (...) feno habibiana sy maharikoriko indrindra” izy io. Inona no vahaolana?

Azo Avotana ve ny Fanambadiana Rehefa Nisy Fanitsakitsaham-bady? 23

Rehefa mivadika ny vady, dia tsy maintsy tapahina ve ny fatoram-panambadiana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara