Pejy Faharoa
Fikambanan’ny Mpanao Heloka Bevava — Misy Akony eo Aminao Izy Io 3-10
Misy akony eo amin’ny rehetra ny heloka bevava mihoatra ny sisin-tanin’ireo firenena. Lafo kokoa ny vidin’ny zavatra rehetra — manomboka amin’ny fanangonam-pako ka hatramin’ny firavaka, manomboka amin’ny fitafiana ka hatramin’ny simenitra. Mampihorohoro sy manome tsolotra an’ireo mpitsara sy polisy ary mpanao politika ireo mpanao heloka bevava. Misy vahaolana ve?
Ny Marina Momba ny Fandaingana 17
Tsy misy hafa amin’ny vazy mety ho torotoro raha alatsaka, dia mety ho ravan’ny fandaingana koa ny fifandraisana sarobidy. Inona no marina momba ny lainga tokony ho fantatsika?
Tokony Hifidy ny Fivavahan’ny Tenany ve ny Ankizy? 28
Mihevitra ny ray aman-dreny sasany fa tsy tokony hampianarina fivavahana ny ankizy fa tokony hanao ny safidiny manokana, any aoriana kokoa eo amin’ny fiainany. Inona no lazain’ny Baiboly?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Sarintany: Mountain High Maps® Copyright © 1995 Digital Wisdom, Inc.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
The Doré Bible Illustrations/Dover Publications, Inc.