FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g97 8/1 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1997
  • Lohatenikely
  • Fierenana — Ahoana no Fiantraikan’izy Io eo Amintsika? 3-10
  • Nohatanjahina mba Hiatrika ny Fisedrana ho Avy 21
  • Hiafara Amin’ny Afo ve ny Tany? 26
Mifohaza!—1997
g97 8/1 p. 2

Pejy Faharoa

Fierenana — Ahoana no Fiantraikan’izy Io eo Amintsika? 3-10

Eo am-panimbana ny loharanon-karen’ny tany ny fierenan’ny olombelona. Manararaotra ny mahantra sady mampanan-karena ny mpanan-karena izy io. Ahoana no ahafahanao ho velona hatrany eo amin’ny tontolo iray anjakan’ny fierenana? Hanjavona ve ny fierenana indray andro any?

Nohatanjahina mba Hiatrika ny Fisedrana ho Avy 21

Vakio ny tantaram-piainan’i Edward Michalec mampientanentana, dia izy izay nandany maherin’ny 50 taona tamin’ny naha-misionera azy tany Bolivia.

Hiafara Amin’ny Afo ve ny Tany? 26

Nandritra ny taonjato maro, dia fivavahana maro no nampianatra fa horavana amin’ny afo ny tany. Inona no fiheveran’ny Baiboly?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Tany eo amin’ny pejy 2-4, 6, 9, sy 26: Miorina amin’ny sary nalain’ny NASA

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara