Pejy Faharoa
Karazana Tandindomin-doza — Nahoana no Manahy? 3-10
Isan-taona dia karazan-javamananaina maro kokoa no manjary lany tamingana. Midika ho inona ho antsika izany?
Tokony Hatahotra ny Maty ve Ianao? 20
Aiza moa ireo maty? Afaka manisy ratsy ny velona ve izy ireo?
Voan-tsinapy — Foto-kevitra Mahamay 22
Be mpitia nandritra ny taonjato maro ny voan-tsinapy. Ahoana no amokarana azy io?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Sary eo amin’ny fonony: Courtesy of Madrid Zoo, Madrid, Spain