FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/7 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1996
  • Lohatenikely
  • Tsy Maintsy Mampisara-bazana Antsika Ve Ny tsy Fitoviana? 3-8
  • Ravi-mangahazo — Sakafon’olona An-tapitrisany Maro Isan’andro 24
  • OVNI — Iraka avy Amin’Andriamanitra Ve? 26
Mifohaza!—1996
g96 8/7 p. 2

Pejy Faharoa

Tsy Maintsy Mampisara-bazana Antsika Ve Ny tsy Fitoviana? 3-8

Na dia eo aza ny fahalalana bebe kokoa ny kolontsaina hafa, noho ny televiziona sy ny fanaovana dia lavitra mora foana, dia mbola voataonan’ny fiheverana sy ny fitsarana an-tendrony ihany ny olona. Azo ravana ve ireo sakana mbola misy amin’izao fotoana izao eo amin’ny fisokafan’ny fampitan-kevitra sy ny fahazoana ny hevitry ny hafa?

Ravi-mangahazo — Sakafon’olona An-tapitrisany Maro Isan’andro 24

Na dia misy poizina amin’ny endriny sasany aza io zavamaniry io, dia tohan’aina ho an’ny olona maro atsy Afrika. Ahoana no ikarakarana azy io? Inona no mahatonga azy io ho matsiro aoka izany?

OVNI — Iraka avy Amin’Andriamanitra Ve? 26

Milaza ny olona sasany fa nanana fifandraisana tamin’ny zavamiaina avy any ivelan’ny tany. Ahoana no azo anazavana izany? Inona no lazain’ny Baiboly?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Mountain High Maps® Copyright © 1995 Digital Wisdom, Inc.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara